|
|
|
|

Entrée1  fanalana andro
Mots élémentaires  2  fanala, 3  andro
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
6  Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]

Mis à jour le 2024/12/07